Archive for août, 2008
ny fahalemen’ny teny gasy…
Dimanche, août 17th, 2008olon-droa miresaka – Vitsy dia vitsy ny boky voasoratra amin’ny teny gasy, tsy dia boki-na tononkalo na tantara no tiana lazaina fa ilay boky fianarana ahazoana fameloman-tena…angamba noho ny maha vitsy ny voambolana “scientifique” (siantifika?) amin’ny teny gasy… mitadiava boky “math sup ” amin’ny teny gasy, raha mahita dia mba vakio raha misy azonao izay […]